У нас вы можете посмотреть бесплатно VLOG Kapsily #11 CLA EVENT 2024 Mitady Peace w/ Fab's Brownz & Smaeleann, Lowki Rakz, MMK, Yrist sns или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Kaiza daholo ! 😎 VLOG Kapsily #11 nandritran'ny CLA EVENT 2024 "Mitady Peace" tao amin'ny Hotel Panorama Antananarivo ny 21 Septembre lasa teo. 👉 Ny CLA EVENT dia évènement aristique izay karakarain'ny CLA isan-taona entina hanasongadinana ny talenta hananan'ny tanora malagasy amin'ny endriny samihafa. 👉 Ankoatran'ny performances musicales izay nahitàna artistes rap vitsivitsy toy an'i Fab's Brownz, Smaeleann, Kev’s, YRIST, Andraina, My Men Kaid - MMK, Lowki Rakz, sns ... tamin'ity édition ity ohatra dia nisy performances ana Krump, nisy ny défilé de mode sy exposition vidéo ihany koa ary narahana DJ Set izay nafanain'i Lowki sy Monotown. 👉 Editions teo aloha : CLA Event 2023 "Clarté" / CLA Event 2022 "Two'sday" 👉 Ho an'izay te ahità an'ny créations an'ny CLA rehetra dia ao amin'ny CLA Store eo Andrahavoahangy juste akaikin'ny FJKM Andrahavoahangy no misy an'zareo. 😉 Bref, évènement nahafinaritra nafahana nitafatafa tamin'olona maro samihafa. Miandry ny édition manaraka izahay. 🙂 Liens ilaina: Version Facebook : / 2323943104606801 Version Instagram : / dbmtnahodgc CLA Event 2023 by Urban Studio : / 577445057241605