У нас вы можете посмотреть бесплатно FFPM 532 – Ry Jeso lohan’ny mpandefitra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"Ry Jeso lohan’ny mpandefitra" - Hira FFPM 532 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂 FFPM 532 – Ry Jeso lohan’ny mpandefitra 1. Ry Jeso lohan’ny mpandefîtra, Nilaozanao ny voninahitrao Mba hahatonga anay mpiavona Hanetry tena eo imasonao ! 2. Ry tsy miavonavona am-po, Izaho te-hianatra aminao Mba hitsaharan’ny fanahiko, Fa mampiadam-po ny entanao ! 3. Ny fietrenao ry Voahombo ô, No iakaram-boninahitra ; Ny tany sy ny lanitra vaovao Hataonao lovan’ny mpandefitra ! 4. Mifandefera sy mifanajà, Ry samy voavela heloka ! Miraisa hazofijaliana, Hiraisantsika voninahitra. Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar