У нас вы можете посмотреть бесплатно VID 18 NISY ADY TANY AN DANITRA ( Ny Anjely Mikaela sy Losifera ) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Natao ity Video faha 18 ity mba hahafantaranao fa misy ny devoly ,mi-existe ,ary afaka mamaka sy mitoetra ao anatin'ny olona ,na manao ranomanitra be sy tsara tarehy be aza , na manankarena be aza ,a voatahy be aza ,tsy rarahian'i Losifera sy ny anjeliny izany fa izao ihany no fantany ,,,manana sy voaaron'ny ran'i Jesosy ve ity olona ity ,olona efa voavidin'ny ran'i Jesosy ve ity olona ity Vakio ny Apok.7.13-14 : fa ho hitanao ao hoe Ireo avy ety an-tany nafindra monina any an-danitra dia izay nanasa ny akanjony sy namotsy izany tamin'ny ran'i Jesosy tam-pinoana ka tsy nitohy nanota intsony taorian'ny nandraisany an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy mpamonjy ny tenany manokana tamin'ny fotoan'androny .