У нас вы можете посмотреть бесплатно Toriteny Alahady 01 Martsa 2026 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"𝗠𝗜𝗧𝗔𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗜𝗡𝗜𝗛𝗔𝗡-𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢" Nitondra hanfatra : 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗡 𝗧𝘀𝗶𝗸𝘆 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗺𝗮𝗺𝘆-Mpitandrina. Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra : 𝗝𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟭 : 𝟭𝟱 - 𝟭𝟵 Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesoa tamin'i Simona Petera: Simona, zanak'i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan'ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano ary ny ondrikeliko. Hoy indray Izy taminy fanindroany: Simona, zanak'i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko. Hoy Izy fanintelony: Simona, zanak'i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia nalahelo Petera, satria Izy nanao intelo taminy hoe: Moa tia Ahy va ianao? Ka hoy izy taminy: Tompoko, Ianao mahalala ny zavatra rehetra; fantatrao fa tia Anao aho. Hoy Jesoa taminy: Fahano ary ny ondriko. Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha mbola tanora ianao, dia nisikina ka nandeha tamin'izay tianao; fa rehefa antitra kosa ianao, dia haninjitra ny tananao, ary olon-kafa no hanikina anao ka hitondra anao amin'izay tsy tianao. Ary izany no nolazainy hanambara ny fomban'ny fahafatesana izay hankalazany an'Andriamanitra. Ary rehefa voalazany izany, dia hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. — 𝗝𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟭 : 𝟭𝟱 - 𝟭𝟵 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!