У нас вы можете посмотреть бесплатно DEBAT CITOYEN #8 : Ny zo hanana rano или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
ADIHEVITRY NY OLOM-PIRENENA. Hiresaka momba ny rano sy ny zon'ny olombelona tsirairay hisitraka izany isika ny Zoma 18 septambra amin'ny 10ora maraina. Raha ny antontan'isa mantsy dia 35% ny malagasy ihany no afaka misitraka rano madio sy ampy hosotroina sy hidiovana ary ampiasaina an-davanandro. Tsy mitovy rahateo ny fahafahana misitraka izany any amin'ireo faritra samihafa eto Madagasikara. Izany no ilana ny fiaraha-mietan'ny tsirairay mba hahafahana manome rano ho an'ny olom-pirenena. Isika rahateo efa manana ny atao hoe "Code de l'eau" izay mamaritra ireo fepetra hahafahana manatanteraka izany vina izany. Koa asaina isika olom-pirenena hanaraka mivantana ny adihevitra eto amin'ny pejin'ny #Fanainga. Adihevitra iarahan'ny Fanainga manomana amin'ny Studio Sifaka. #SociétéCivile _______________________________________ Retrouvez nous sur notre page facebook : / fanainga Nous sommes également sur Twitter : / fanainga Pour plus d'informations sur nos appuis : info@fanainga.mg