У нас вы можете посмотреть бесплатно 𝐊𝐈𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐊’𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐓𝐒𝐈𝐀𝐃𝐀𝐍𝐀 | 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐒𝐀𝐎𝐕𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐎𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
📌 Ao anatin’izany hira mitory fitiavan-tanindrazana izany no hiarabana antsika rehetra mpijery sy mpanaraka ny Gazety feon’ny Demokrasia. 📌 Tonga dia tsikaritsika mpihaino ity rakin-tsary fanadihadihana ity fa ireo Mpaakanto Mpanao Vakisao no vahin-tsika androany. Isan’ireo Mpanakanto, mivoy ny Gadona Vakisaova manana ny lazany sy ny tantarany ny Tarika « Kitana Fitarikandro Tsiadana » izy ireo hiresadresaka amintsika nymahakasika azy ireo, ny tantarany, ary hibahan-toearana ny fampahafantarana ny Gadona Vakisaova anio 📌 Araka izany, dia anisan’ireo Tanora ety amin’ny Fokontany Tsiadana izy ireo, mitondra teny fankaherezana ho azy ireo ny Filohan’ny Fokontany Tsiadana, Andriamatoa RAMARSON Jean Dieu Donne … Izay iray amin’ireo Mpankafia ity Tarika Mpanao Vakisaova ity. 📌 Fa araka ny filazan’i Herizo izay anisan’ny Mpankafia ny Vakisaova, , dia anisan’ny Singa iray hahafantarana ny Fokontany Tsiadana ny fisian’ireo Tarika Kitana Fitarikandro ireto, ary tsy vitan’ny hoe Mpanakanto fotsiny izy ireo, fa anisan’ny manome tanana amin’ny fandaminana sy fanadiovana ny tanana, 📌 Manampy ny vahoaka sy Mponina ety Tsiadana ihany koa izy reo, indrindra amin’ny fanamasahana ny fety aman-danonana toy ny forazaza, ary anisan’ny miventy ny hira fampiononana ihany koa amin’ny andro fahoriana, dia amin’ny fiandrasam-paty izany, hoy ny i Eric izay tanora mipetraka ety amin’ny Fkt Tsiadana 📌 Fa raha araka ny filazan’i Ramatoa RAZAFIMBOLA Sahondra Liliane, izay Mponin’i Tsiadana, dia efa nifandovana tamin’ireo Razam-be nifandimby ity Vakoka Saova ity, ary nanentana sy nankahery ireto Kitana Fitarikandro Tsiadana ireto ny tenany mba hahery ka hanohy ity Kolontsaina harena sarobisy ity Nangonin 'Lay Mahitsy