У нас вы можете посмотреть бесплатно Matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao ... - Jaona или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
#TenyFikasana sy #VavakaHoAnao 📜 « Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. » (Jaona 16:33) Raiso amin'ny finoana io teny nataon'i JESOSY io ho fampiononana sy fampaherezana ny mpianany rehefa nanambara ny amin'ny Fanahy Masina horaisin'izy ireo IZY. Andao hangataka ny fahatanterahan'izany eo amin'ny fiainantsika, fa hoy JESOSY aminao hoe : " ... matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao ... " ary manàna fanantenana. Koa manasa anao HIARA-HIVAVAKA amin'ny Mpanompon'Andriamanitra mba ho feno ny voninahitr'i JEHOVAH ny fiainanao ary hitondra ny Hosotry ny fahagagana eo amin'ny fiainanao anie ny Fanahy Masin'Andriamanitra androany. 👉 Aza adino mi-s'abonner 🔔 amin'ny pejy sy mizara ny "video" fa maro ny olona mila fampaherezana sy vavaka tahaka anao koa. 🙏 SAMIA HOTAHIN'ANDRIAMANITRA O!💞 © 2022 #FMFOI #RadioFMFOI #WEBCOM