У нас вы можете посмотреть бесплатно rentree eccova или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Mivoatra ny tontolony lamaody eto Madagasikara Notanterahana ny faha 18 sy ny faha 19 ny volana octobre lasa teo ny fanadinam-panjakana mikasika ny zaitra eto Madagasikara Mpiadina miisa 420 no niatrika izany fanadinam-panjakana izany teto anivony Eccova izay nitsinjara tamin’ny ivon-toeram-panadinana miisa 14 manerana an’I Madagasikara Voakasik’izany ny tany Antsiranana ,Toamasina ,Mahajanga ,Fianarantsoa ary Antananarivo Noporofoiny mpianatra teto anivony Ecova fa vonona izy ireo tamin’ny fiatrehana ity fanadinana ity Manana ny lanjany manokana ny fanadinam-panjakana mihoatra ny taloha satria eo no tena ahitana ny fahaizany mpianatra Manodidina ny 600 teo ho ny isany mpiadina nanerana an’ny Madagasikara Tanjony eccova ny ahafahany mpianatra ao aminy hanao asa ho an’ny tenany izany anefa tsy manakana ny fandehanana miasa amin’ny orinasa satria efa vonona ny amin’izany ny mpianatra . Ny volana novembre ho avy izao no fidirana manaraka Tsy mitsahatra ny Eccova manatsara ny kalitaony fampianarana noho ny fivoarany tontolony lamaody eo ihany koa ny fitobahan’ireo lamba efa nanaovana avy any ivelany na ny fripperie sy ny vita sinoa Saingy na izany aza manana ny maha izy azy ny olona nianatra sy nandalina manokana mikasika ny zaitra Anisany tena mampiavaka ny mpianatra eto amin’ny Eccova ny fananany teknika ahafahana mamorona bebe kokoa . A VOIR AUSSI : http://gasikara.info / gasikara.info