У нас вы можете посмотреть бесплатно Tantara Malagasy - FANGALAMPIHERY MAIZIM-BOLANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
FANGALAMPIHERY MAIZIM-BOLANA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Mifankatia i Nary sy Tiana, kanefa manana ny vady aman-janany iry voalohany. Ramatoa Hary dia mpiasa amin'ny orinasa madinika ary mpiasam-panjakana i Nary vadiny. Nahamahana an'i Hary ny fihetsiky ny vadiny saingy mbola tsy naka fanapaha-kevitra hafa izy. Noresahan'i Hary tamin'ny zanany lahy atao hoe Johary, ny fanahiany sy ny olana amin'ny fitantanana ny tokantrano. Tamin'ny alalan'ny vazivazy no nentin'ny reniny nananarana an'i Johary, indrindra ny fifehezan-tena manoloana ny fotoanan'ny fialana sakana. Miora dia tovovavy mbola tsy ampy taona maniry sahady ny hianoka anaty ny fiainam-pitiavana ary mandresy lahatra an'i Johary mba hiroso amin'ny fifampizarana fitia. Voatendry hifindra hiasa any amin'ny Faritra i Tiana ary niantso an'i Nary izy, nanontany ny hevitr' ity farany satria efa bevohoka. Manohy ny fiarahany miafina i Nary sy Tina. Mpanoratra : Rajah Jean Rivo Mpilalao : Faly, Rakoto, Ony-Mihajanirina, Salohy, Niravo Nandray feo sy Mpanatontosa : Tovo Razanamamonjy, Holy #tantara #fangarampiery maizim-bolana #sarymihetsika