У нас вы можете посмотреть бесплатно JENERALY LYLSON TSY ARITRA , COLONEL MICHAEL TANY MAHAJANGA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Mahajanga RENIVOHITRA Ao anatin’ny fahoriana sy ny zava-tsarotra mianjady amin’izy ireo, dia nahazo fampaherezana sy fanantenana ireo traboina mipetraka ao amin’ny EPP Tsaramandroso, rehefa nihaona mivantana tamin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika Colonel #Michael_RANDRIANIRINA. Tokantrano 124 no traboina ka voatery nandao ny fonenany, ary miaina anaty fahasarotana ao amin’ity toerana vonjimaika ity. Tsy nandalo fotsiny anefa ny Filohan’ny Fanavaozana, fa tonga nihaino, nankahery ary nanampy. Nandritra ny fandraisam-pitenenany, dia nanamafy izy fa tsy irery ny vahoaka, fa akaiky azy hatrany ny fitondrana, indrindra amin’izao fotoan-tsarotra izao. Teny feno fitiavana sy fanantenana no nentiny, teny izay nanaitra fo sy nampahery saina. Ho porofon’izany fiahiana izany, dia nanolotra fanampiana ara-bola mitentina 10 tapitrisa ariary, miaraka amin’ny vary sy fanampiana ilaina amin’ny andavanandro, ho an’ireo traboina mipetraka ao amin’ny EPP Tsaramandroso ny Filohan’ny Fanavaozana. Ao anatin’ny fahasahiranana, mijoro miaraka amin’ny vahoaka ny fanjakana—ary tsy adino fa ny fanantenana no hery hanarenana indray ny ho avy.