У нас вы можете посмотреть бесплатно Tsara lova ry Jesoa ô - Fihirana FFPM 515 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
/ fessebooky 1. Tsara lova, ry Jeso ô! Ny mpanota voavotrao, Fa fonenana soa Amboarinao ao, Hanefanao ny teninao: Fiv : Ho amin’ io tany io tokoa No izoran’ ny dianay; Jeso Tompo no ao, sady efa manao Trano soa hipetrahanay. 2. Tsara lalana, Jeso ô! Ny vahiny tarihinao; Raha misy manjo. Tsy mba kivy ny fo Fa tohanan’ ny herinao: Ho amin’ io, sns… 3. Tsara vatsy, ry Jeso ô! Ny mpandeha fahananao, Fa ny teninao soa Mofon’ aina tokoa Iveloman’ ny olonao: Ho amin’ io, sns…