У нас вы можете посмотреть бесплатно Karaoke gasy TE HO SOA - JOHARY (Goth, Luk, Mahery, Sefo) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
TE HO SOA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Fitia tsy voarindra Tsy nety hafana ny fo Nikasa hifindra, hanova famindra Fa mba te ho soa Efa leo ny mihafy Fa tratry ny herika mafy Ka mila hazavana Mitady ny mety kokoa Lasa tsy tana, Hanavao filàna Fa mba te ho soa Handositra ditra Fa be ny ratra sy tritra Ka indro ny tanako Hanome ny anjarako Hanoro, ankahery Ny havia sy ny havanako Hamihina ny havako Raha sendra ka very MUSIC Koa aza sondrina Ho lavitra ny aleha Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana Fa ny tsiny efa be Mahità mahereza Enga nie mba hateza! JOHARY Goth, Luk, Mahery, Sefo Izaho tsy havanana Raha toa ka resaka Fa sahirankirana Raha kosa fitiavana Dia ananako betsaka Azo hivalamparana Ka indro ny tanako Hanome ny anjarako Honoro, ankahery Ny havia sy ny havanako Hamihina ny havako Ianao tsy ho irery Ka indro ny tanako Hanome ny anjarako Honoro, ankahery Ny havia sy ny havanako Hamihina ny havako Raha sendra ka very Ka indro ny tanako Hanome ny anjarako Honoro, ankahery Ny havia sy ny havanako Hamihina ny havako Ianao tsy ho irery JOHARY