У нас вы можете посмотреть бесплатно Fanompoam-pivavahana - Alahady 10 Mey 2020 - Fpma Réunion или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Fanompoam-pivavahana - Alahady 10 Mey 2020 Abonnez vous : https://bit.ly/35jDrha Miaraka miombona ao an-tokantrano (eo amin'ny salon na autour de la table à manger) ianareo mianakavy kely, toy ny any am-piangonana dia mihira miaraka, mamaky Baiboly miaraka, miara-mivavaka. Raha ianao samirery no ao an-tokantrano, tsarovy fa tsy irery ianao fa Jesoa eo anilanao foana. Misy traduction simultanée amin'ny teny frantsay ny fotoam-pivavahana manontolo, koa aza hadinoina ny manentana ny olona rehetra hiaraka hiombom-bavaka amintsika. Hisy koa ny toriteny amin'ny teny frantsay sy vavaka ho an'ny ankizy sy ny tanora. Ny Lohahevitra "JESOA NO LALAN'NY FAHAMARINANA" (Jésus est le chemin de vie) Site Web : www.fpma-reunion.re Facebook : www.facebook.com/fpma.reunion Instagram : www.instagram.com/fpma_reunion #fpma #lareunion #chrétien