У нас вы можете посмотреть бесплатно 𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐈𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐄-𝐊𝐀𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 : Boeny – Betsiboka –Sofia-Melaky или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Nandritra ny dinika sy fikaonan-doha izay natao no nahitana fa maro ireo sakana, raha ny fiompiana manonkana dia ny : -tsy fandriam-pahalemana, ireo faritra mitoka-monina, ary ny mbola fampiharana ny teknika nentim-paharazana. Ho an’ny vokatra vary, katsaka, voanjo ary lojy dia ny : -fiovaovan’ny toetr’andro, tsy fahampian-drano, tsy fahampian’ny masomboly voafantina, tsy fahampian’ny fitaovana sy hanam-pamokarana, tsy fanajana ny tetiandrom-pamokarana ary tsy fahamarinan-toeran'nyvidim-bokatra. 🌈 Nisy ary araka izany ny vahaolana izay noraisina dia ny: -Fametrahana fiompiana maoderina -fanamafisana ireo voly mamokatra haingana (semence à cycle court) -fanavaozana sy fanarenana tohodrano -fanamorana ny fahazoana fitaovam-pamokarana sy hanam-pamokarana -fampihenana ireo mpanelanelana ara-barotra eo amin’ny tantsaha sy ny tsena. Marihina fa ho avondrona ireo angon-kevitra sy soso-kevitra voaray, ary hoentina eny anivon’ny Dinika Nasionaly, hananganana tondro zotra hanavaozana ny toe-karena eto Madagasikara amin’ny alalan’ny "Agribusiness". #drae_boeny #drae_sofia #drae_melaky #drae_betsiboka #assise_mahajanga