У нас вы можете посмотреть бесплатно Endrey - Antsan'ny Lanitra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
🎼 ENDREY ✝ 💌 Endrey izany fitiavanao ry Tompo ô ! (Fa nanolo-tena Ianao) Ho anay rehetra, noho izato fanetren-tenanao Tsy misy fetra (Fiv.) Endrey (in-5) Ianao ihany endrey Ry Tompo ô endrey No manan-kery endrey, Ry Tompo ianao ihany no Tomponay hatrany Endrey izany fahalemenao, ry Tompo ô! (Fa nisolo anay Ianao) Mba hamonjy anay noho ireto fahotanay rehetra Izay vitanay Endrey izany hatsaram-ponao, ry Tompo ô! (Fa tsy nanary anay Ianao) Na aiza haleha dia hihoby ny Anaranao Ka hilaza hoe :