У нас вы можете посмотреть бесплатно 𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 (Feat. Rakoto Frah & 18,3) - 𝐅𝐈𝐓𝐈𝐀 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐋𝐈𝐋𝐀 (Album Audio MANATOSAKA / Studio MARS 1999) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Isan'andininy : Fa na zovy, na inona akia Ny taralilan'ny foko ho doria Na ho inona hitranga Raha ny foko dia tsy mba ho janga F'izay rehetra nomena Tsy akosoka fa volamena 'Zay rehetra mijoro, Ho tohanako mafy tsy hikoro Fa naninona aza ianao? Sa nisy namosavy! No leoleo sahady Fa raha ny ahy ny sitra-poko sy vetsovetsom-poko Ny amintsika tsy hangatsiaka Ka na zovy ny hanaraby , na zovy ny hanakiana Na zovy ny hanakora Dia ho avela hiferin'aina eo, hiefonefo, ho fotsy rora Ny mpifankatia tsy mifamingana Tsy mahavita na inona na inona raha mandeha singany Amin'ny alina mila mitaingitaingina sao lasa mitingitingina Tsy mifamingana, tsy mifandripaka Ary tsy voa vao mibitaka Ohatry ny "fibata" sy "tout venant" voajonon'ny fintana Fintana be mifaraingoka ho an'izay tia tsaingotsaingoka Miady dia mifampi-dance : "Style maingoka" Aleo mifanampy, mifanolotra, omeo ny vatana, omeo ny molotra Bisous, bisous, minou, minou, fa 'lay iray amin'ny alina vao atolotra Fa raha any ho any kosa misy mitady ho poritra Mankanesa aty aminay, aty no atondrotondrotra Ny mpifankatia mifampiantso hoe : avia, avia "chérie, chérie" Fa tsy mitaraina hoe : mamamia, mamamia Dia ahay hifampizara ny ratsy sy ny tsara fa hanangana tantara Dia hifikitra amin'ilay avo, hifanohan-tsy ho lavo, dia ho tretrika sy ravo Fa izay no tena izy, no sady sitraky ny ankizy! Na zovy ny hisafoaka, hanambara azy ho inona! Dia ho ataonay tsinontsinona, hipitsiho fa efa tsisy kil! Ka na zovy ny hanao amboletra, sy hanao avonavona Dia ny ataontsika ihany retsy no ataontsika foana Fa varahina tsy hamiratra ireny : mangahazo lo aty, Ny miteniteny foana no hain'ireny, kanefa poak'aty Koa tsy misy hirarahiantsika roa, Izay garanadrelin-tsinoa tsy tian'ny kisoa!