У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny Jiosy ANAKARA sy Ali Tawarath ao VATOMASINA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ali Tawarath no mpifehy ny Boky sy Soratra masina Hebreo (Torah, Nevi'im sy Ketuvim) sy ny Korana, ary Razambe Solotano (Sultan) 'ny Foko Jiosy ANAKARA ao Vatomasina (Vohipeno) nanomboka tamin'ny taona gregoriana1495. Nogasiana hoe RALITAVARATRA ihany koa ny fiantso azy. Ary ny mamantatra ny zava-miafin'ny habakabaka sy ny lanitra no fanomezam-pahasoavana manokana nananany sy nampitainy tamin'ny taranany tamin'ny alalan'ireo zava-masina avy amin'ny Didy Folo nentiny niondrana teto Madagasikara ka nanamarika ny Tantaran'ny Foko Antemoro ao Atsimo-Atsinanana. Mpisorona sy mpanandro ary mpitsabo ry zareo. Anisan'ireo Antemoro 5 lahy nafaran'Andrianampoinimerina ho mpanolotsaina ka napetrany tao amin'ny Lapa Besakana (Anatirova) i Ratsilikaina sy Andriamahazonoro ary Ratsimezy taranany., hanampy azy hampivondrona an'i Madagasikara ho Fanjakana sy Firenena tokana, izay niezahan'i RADAMA I notanterahina, ka neken'ny Firenen-dehibe izany tamin'ny 23 Oktobra 1817.. • Видео