У нас вы можете посмотреть бесплатно Fitoriana tany Antanetibe 26 11 2017 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Finaritra ! Hoy ny voasoratra : Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo ka mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra...Iza no hirahiko, iza no andeha ho irakay ? INTY AHO, HIRAHO AHO. Napetraky ny Tompo tato aminay ny hitety vohitra sy tanàna hanambara an'i Jesosy, ary natomboka izany tamin'ny 26/11/2017 ary mbola mitohy , mbola hitohy izany mandra piverin'i Jesosy eny amin'ny rahon'ny lanitra! Ny dera , laza , voninahitra dia ho an'i Jesosy. Mpanompo tsy mahasoa ihany izahay! Misaotra anao manohana mahatsiaro am-bavaka! Mahantra ny olona raha tsy eo Jesosy! Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy Alefanay miandalana eto ny video isaky izay fitoriana aleha!