У нас вы можете посмотреть бесплатно TANORA MIANTAFIKA : Jesosy o! Indreto ny miaramila kelinao (audio) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
✍🏾TANORA MIANTAFIKA : Jesosy o! Indreto ny miaramila kelinao -"Jesosy ô!(𝐢𝐧𝐝𝐫𝐞𝐭𝐨) Ny miaramila kelinao (𝐕𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨) Hanao izay tena sitrakao (𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐩𝐨) Hanao ny didinao."- (𝕾𝖔𝖑𝖔𝖓-𝖐𝖎𝖗𝖆) -"(𝐓𝐚𝐟𝐢𝐨) Tafio hery lalan-dava Mba hahavita be dia be e! Hitory ny flazantsara (𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚) Manerana ity nosy ity."- -"Tariho 'zahay Jesosy ô! Hiseho ho tena miaramilanao Ho miaramila mpiady ho Anao Hijoro tsy hatahotahotra."- -"Maro ny zavatra ety (𝐡𝐚𝐦𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚) Mitady hamingampingana (𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚) Ny endrikendrim-panaratsiana Vonjeo izahay Jesosy ô! "- (𝕾𝖔𝖑𝖔𝖓-𝖐𝖎𝖗𝖆) -"(𝐒𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚) Ny latsalatsa atrehinay (𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚 𝐞!𝐞!) Ny esoeso koa torak'izany Jesosy ô! tohano izahay Handroso tsy hihemotremotra."- Jesosy ô! (𝐢𝐧𝐝𝐫𝐞𝐭𝐨) ................................ Hanao ny didinao.