У нас вы можете посмотреть бесплатно Nanandratra mpanjaka iray i Madagasikara или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
#Iza no nanadratra io mpanjaka vaovao mipetraka ambony seza #fiandrianana io? Matetika loatra ny fananganana fikambanana #foko tato ho ato , arahina fanandratana #vakokan'Iarivo. Inona ny zavatra misy ao amin'ny firenena? #Mikorontana , misavorovoro ny raharaha politika ao Madagasikara . Miady amin'ny #tetezamita_sy_ny_fifdianana filoham-pirenena , etsy ankilany nefa toa misy #andian'olona managana #antenimieran'ny foko malagasy izay te hamerina na efa ao anatiny mihitsiny aza ny #FITONDRANA_MONARISIKA. Ny mahagaga dia nahoana no tsy mamaoaka ireo zava-misy hoatran'izao ny haino aman-jery malagasy nefa dia nanatrika io fivoriana io tao anatin'ny 5 andro . Carrozza Heliarisoa