У нас вы можете посмотреть бесплатно Vola - Niova Ianao или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
NIOVA IANAO Fa niova ianao, tsy tahak’izao Taloha teny soa, teny mamy no nataonao Nefa izao, toa fahavalonao O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao Fiverenana : Lany ve sa efa ritra ny fitia ? Maty ve irony dina natao ho doria Tsy tsara ve raha toa ka veloma no hatao Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao Ny fiainako natokako ho anao Ny fitiavako efa nomeko ho anao Fa niova ianao, tsy tahak’izao O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao Fiverenana, ........ --------