У нас вы можете посмотреть бесплатно Fiandohana Vaovao (Official Music Video) - Ken или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Hanolotra Seho Tokana ny Tarika ny 26 Octobre 2024 mandritra ny "Red Island Bike Fest 4" - Tapakila 🎫 bit.ly/3NiC88T Lyrics : Izay vao tsapako akia ireo hirifirinao Izao vao enoko marary ao am-poko ao Fony ianao mba nitaraina, odiko tsy heno akory Fa dia naleonao nangina, tsy niteny intsony. Voafatotry ny aizina ny tenako Ka tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana Refrain : Ny omaly akia tsy hiverina intsony Ny anio aza efa hifarana indray Ny ampitso no andeha hatao Fiandohana Vaovao. Izao vao tsapako akia ireo fahorinao Izay vao fantatro akia fa nijaly ianao Tsy norarahiko akory fony ianao niangavy Fa naleonao nangina nitsinjo ny hoavy Voafatotry ny aizina ny tenako Tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana. Refrain : Ny omaly akia tsy hiverina intsony Ny anio aza efa hifarana indray Ny ampitso no andeha hatao Fiandohana Vaovao Bridge: Oh yeah! Efa natao ho ahy sy ho anao 'lay fitia Ka n'iza n'iza Tsisy hasakana ny dia, yeaahhhh !! Manja Lesy Baby ee!!