У нас вы можете посмотреть бесплатно Ken - Fiandohana Vaovao (Lyrics by Hira Tiako) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ken - Fiandohana Vaovao Artiste : Ken Titre : Fiandohana Vaovao Tononkira : Izay vao tsapako akia ireo hirifirinao Izao vao enoko marary ao am-poko ao Fony ianao mba nitaraina, odiko tsy heno akory Fa dia naleonao nangina, tsy niteny intsony. Voafatotry ny aizina ny tenako Ka tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana Refrain : Ny omaly akia tsy hiverina intsony Ny anio aza efa hifarana indray Ny ampitso no andeha hatao Fiandohana Vaovao. Izao vao tsapako akia ireo fahorinao Izay vao fantatro akia fa nijaly ianao Tsy norarahiko akory fony ianao niangavy Fa naleonao nangina nitsinjo ny hoavy Voafatotry ny aizina ny tenako Tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana. Refrain : Ny omaly akia tsy hiverina intsony Ny anio aza efa hifarana indray Ny ampitso no andeha hatao Fiandohana Vaovao Bridge: Oh yeah! Efa natao ho ahy sy ho anao 'lay fitia Ka n'iza n'iza Tsisy hasakana ny dia, yeaahhhh !! Abonnez-vous à notre chaîne YouTube pour suivre les nouveautés et actualités Nos playlists sur Spotify : 🎧 AFRO MUSIC | MALAGASY PLAYLIST : https://spoti.fi/3bR29gn 🎧 MEILLEURS SLOW GASY - Playlist : https://spoti.fi/3PlUwwb 🎧 AMBIANCE TROPICALE - DESTINATION MALAGASY : https://spoti.fi/3fC2162 🎧 AFRO ZOUK - KOMPA - KIZOMBA : https://spoti.fi/3K8gcet 🎧 REGGEA - Best Of Malagasy Reggea : https://spoti.fi/3AiwTjY Ecoutez les musiques originaux sur notre chaîne YouTube : 👉 Mia Precious - Anao tsy adigna : • MIA PRECIOUS - ANAO TSY ADIGNA (Official V... 👉 Kaëd - Namela hafatra : • KAËD - NAMELA HAFATRA (Official Video 2023) 👉 Chantal & Mah'Her - Décidé : • MAH'HER & CHANTAL - DÉCIDÉ (Clip Officiel ... 👉 Willy & Nina's - Mbola hifankahita : • WILLY feat NINA'S - MBOLA HIFANKAHITA (Nou... 👉 Jolicia - Am le oui : • JOLICIA - @LE OUI (Clip Officiel 2022) Nos playlists sur YouTube 🎥 Emission spécial TY 'OE RAHA ZEGNY • Emission TY 'OE RAHA ZEGNY 🎥 La Voix d'Or 7è Edition • La Voix D'Or 7è Edition 2023 🎥 Lyrics créés par HIRA TIAKO • Lyrics 🎥 Festival Somarôho 10è Edition • FESTIVAL SOMARÔHO 10è édition 🎥 Les Nouveautés Gasy 2023 • NOUVEAUTE GASY 2023 Suivez-nous sur les autres réseaux ▶️ Facebook : https://fb.me/hiratiako ▶️ YouTube : http://bit.ly/398luDr ▶️ Instagram : / mhiratiako ▶️ SoundCloud : / hira-tiako ▶️ Site web : https://www.lamozika.com #hira_tiako #nouveauté_gasy_2023