У нас вы можете посмотреть бесплатно « Anniversaire »-n’i Fenohasina: Tonga teo amin’ny fitsarana Anosy ny fianakavin’ireo nodimandry или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
« Anniversaire »-n’i Fenohasina: Tonga teo amin’ny fitsarana Anosy, nanao « tee-shirt » sy nilanja ny sarin’ireo zanany sy zandriny ary havany namoy ny ainy, ny fianakavin’ireo tanora nodimandry noho iny « fanapoizinana » ara-tsakafo iny raha nahare izy ireo fa hiakatra fitsarana androany alakamisy 10 Jolay ity raharaha efa nahafatesana olona miisa 28 ity. Na dia tsy hampiverina ny maty aza ny hetsika ataon’izy ireo dia mitaky ny hamoahana ny marina ny amin’ny antony tena nahafaty ny zanany ny renin’i Myriella, ilay tovovavy 21 taona, namoy ny ainy ny 18 Jona lasa teo. Tokony havahana tsara raha poizina ara-tsakafo toy ny menaka lany daty na poizina mahafaty tokoa no nahafaty ny zanany hoy ity renim-pianakaviana ity. SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 10 JOLAY 2025