У нас вы можете посмотреть бесплатно JACQUIS RANDRIA - MANANA ANAO или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MANANA ANAO 1 ère couplet : Hafahafa indray ny androany fa tsy toy ny omaly e! Rehefa leo ny tsakin'ady ve tsy hiombona eo ihany ay e! Etsy ary ho fihiniko izany havako izany! Inona avy ny tinao fa ho ataoko ary androany! Bridge :(×2) Gidragidra izany tsy ilaina a! Rehefa tiana aloha dia hajaina a! Raha fitia no tantaraina Manan-kambara aminao zaho... Refrain: Manana anao zaho feno fitia! K'avelao re zaho mba ankafy! Manana anao zaho feno fitia Izay misy ahy dia tiko ho hisy andry... Satria zaho tena love......................... (love aminao(×5) 2 ème Couplet : Ao anatin'ny fitiavana tsy maintsy misy ny adiady e!(adiady e!)(coeur) Ilaina be ny fandeferana aza enjanina ilay tady ooo!!! Tsy maninona raha miady i!fa ny misaraka aloha atao fady i! Dia tsisy miala eo ninoninona miseho(Ninona miseho) Bridge :(×2) Gidragidra izany tsy ilaina a! Rehefa tiana aloha dia Hajaina a! Raha fitia no tantaraina Manan-kambara aminao zaho... Refrain : Manana anao zaho feno fitia! K'avelao re zaho mba hankafy! Manana anao zaho feno fitia Izay misy ahy dia tiko ho hisy andry... Satria tena love(×5) Manana anao rö zaho mahery e!!! Satria tena love(×5) Manana anao rö zaho tsy very e!!! Refrain :(×2) Manana anao zaho feno fitia! k'avelao re zaho mba hankafy! Manana anao zaho feno fitia Izay misy ahy dia tiko ho hisy andry.... (Manana anao zaho tsy ho very,fitia e!fitia e!hum!fitia e!(coeur) Ie e!!!!!!! ie e!!!!!!!!!!!! A/C:Jacquis Randria Son : JR RECORDS & S6-JYZ Réal : TONIO JERRY Abonnez-vous à notre chaîne YouTube #JRRECORDS © Copyright 2026 | JR RECORDS | TONIO JERRY Publishing Services ©