У нас вы можете посмотреть бесплатно GASIKARA - Jacquis Randria (Official video) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
🇲🇬GASIKARA🇲🇬 Ehhh!Ehhh!Ehhh! Madagasikara, Tanindrazana,Nosy nofidin-janahary 🙏 1 ème couplet : Tany fiavianay e! i gasikara a!humm! Nofidin-janahary nosy miavaka sy tsara e! ( tsy manam-paharoa)(coeur) 2 ème couplet : Madagasikara a!ho an'ny Malagasy! Malagasy kosa a! ho an'ny gasikara e! Tsy mety raha hifandrafy isika ndao hifankatia Raiso ny tanako marikin'ny fiaraisan-kina! Bridge: Hapanjakao ny famarinana! Fitiavan-tena mampivarina an-kady Aleo ho very tsikalakalam-bola a! Fihavanana tsy azo sandaina vola a! RÉFRAIN :(×2) Gasikaranay e!(maintso,fotsy,mena) Gasikaranay e!(hafa raha samy firenena a!) Gasikaranay e!(maro ampela soa a!)(soa soa meva a!) Tanindrazanay e!i Madagasikara a! Coeur: Eka a!eka a!eka a!gasikara a!(×2) 3 ème couplet : Malagasy no anarana fiantsoana anay!humm.. Coeur(Malagasy no anarana fiantsoana anay...) Misy foko samihafa fa mahay mifandray e! Avaratra,Antimo,Andrefagna,Antsinana(Coeur) Na samy hafa fiteny sy fomba fanao Gasy Ray sy Reny ihany izaho sy ianao! Pré-refrain: Hapanjakao ny famarinana a! .......................... RÉFRAIN:(×2) Gasikaranay e!(maintso,fotsy,mena) ................. EH!!!ndao Ary isika hiaraka hanofahofa ny sainam-mpirenena Malagasy! Eo ary.... Havanana,Avia(×3) Dia miaraka misotisoty A/C:Jacquis Randria