У нас вы можете посмотреть бесплатно Ianareo 'zay lavitra taloha_Hira Katolika Malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy Ianareo 'zay lavitra taloha Dia manjary akaiky izao ao amin'i Kristy. (Ef. 2, 13) (Sal. 66) 1 1 Hiantran'Andriamanitra anie isika, hotsimbininy, Ka hataony mamiratra eo amintsika ny tavany. 2 Dia ho fantatry ny olona eran-tany ny herinao, Ka hanerana ireo firenen-drehetra ny vonjinao. 3 Ny vahoaka rehetra enga anie hidera, Andriamanitra ô, Ny vahoaka rehetra enga anie hidera ny anaranao. 2 4 Aoka hifaly sy hiantsa ny firenena isan-tokony, Fa ianao dia mitsara azy rehetra ireny ara-drariny. 5 Fa ianao dia mitsara vahoaka araka ny hitsiny, Sy manjaka am'ireo firenen-drehetra isan-tokony. 6 Ny vahoaka rehetra enga anie hidera, Andriamanitra ô, Ny vahoaka rehetra enga anie hidera ny anaranao. 3 7 Fa ny tany volena tsy misy izay tsy mamokatra, Andriamanitra manko, Andriamanitsika: mitsimbina. 8 Enga anie ka hitsimbina antsika hatrany Andriamanitra, Ka ho masina eran'ny vazantany ny anarany. 9 Voninahitra anie ho an'ny Ray nandefa ny Zanany, 'Zay nomeny hanasoavany antsika noho ny Fitiavany.