У нас вы можете посмотреть бесплатно MANASITRANA ANAO NY TENIN'ANDRIAMANITRA | DIMY ANDRIASON | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Misy vokany eo amin'ny fiainana ny tenin'Andriamanitra ary anisan'izany ny fanasitranana. Na karazana aretina inona dia afaka ny ho sitran'ny tenin'Andriamanitra avokoa. Zaraina aminao ato anatin'ity fandaharana voalohany BAIBOLY- TENY VELONA ity miaraka amin'ny Révérend Dimy ANDRIASON ny herin'ny fanasitranana izay hoentin'ny tenin'Andriamanitra. Ho anao izay marary , na mety havana , na ankohonana mila fanasitranana , natao ho anao ity fandaharana ity. Manana anjara fanasitranana ianao ao amin'i Jesosy. ------------------ 0:00 Intro 0:12 Ahoana ny handraisana ny fahasoavan'Andriamanitra ? 0:56 Ahoana ny hahazoana finoana ? 2:00 Mahatonga inona ny fandrenesana ny filazantsara ? 3:38 Ho anao mahatsiaro very eo amin'ny fiainana 5:00 Raiso ny anjara fanasitranana ho anao #baibolytrenyvelona #teny #manasitrana #dimyandriason #mctv #kristiana #jesosy