У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe: « Ny didin’Atra dia Didy tsy an-tery fa manome safidy »Toriteny 0244/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Vita iny ny Paska izay nisy karazany 3 (dia ilay Paska ara-baiboly izay t@ faha-14 volana Nisana nifanandrify t@ 13 Avril 2025 izay fahafatesan’i Jesosy, ny 20 Avril izay Paska ifanarahan’ny rehetra izay fitsanganan’i Jesosy ary ilay Paska fialan-tsasatra hanaovan’ny rehetra fety be, fisotroana, fitsangatsanganana). Araka ny Deoteronomia 30 :19-20 anefa dia manome safidy Atra ary « Ny didin’Atra dia Didy tsy an-tery fa manome safidy ». Ka ho an’ny rehetra izay nitandrina ilay karazana Paska 3 dia samy olon’afaka avokoa fa tsy mbola voavonjy fa raha manaiky ny Marina avy @ i Jehovah anefa dia Izy no hiady manoloana ny fahavalo sy ny mpangeja (Eksodosy 14 :14, Eksodosy 3 :7-8, Jaona 8 :36). Koa mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!