У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Ny fomba fiadin’i Jesosy dia tsy mitovy @ fiady eto fa ny Azy Fitiavana »Tor 0301/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Nojerentsika teto fa Mpanjaka Jesosy ary ny fomba fiadiny tsy mitovy @ fomba eto @ izao tontolo izao ity. Ary nasehony fa na dia ny fahafatesana aza tsy atahorany. Ny Fomba fiady eto dia tsy mieritreritra ny Fiainana mandrakizay fa mandeha araka ny nofo (Galatiana 5:19-21), fa ny fomba fiadin’i Jesosy dia Galatiana 5:22-24 izay raha fintinina dia ilay efa noresahintsika tany @ Matio 5:48= Lioka 6:36 ary nofintinina t@ Matio 18:33 izay midika hoe Famindrapo. Ary ny Deoteronomia 17:14-20 dia mamaritra ny tokony ho toetran’ny mpanjaka. Izany hoe nampianatra Jesosy fa « Ny fomba fiadin’i Jesosy dia tsy mitovy @ fiady eto fa ny Azy Fitiavana ». Fa hijery tantara hafa iray indray isika manomboka eto dia mpanjaka izay nety nihaino ny mpaminan’i Jehovah (II Mpanjaka 6:8-10). Mahereza rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!