У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Rehefa napetraka eo @ fitantanana dia aza miala @ Atra sy ny Teniny »Toriteny 288/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Ny anton’ny Fampaherezana dia mba hananan’ny rehetra Fiadanam-po, Fitsaharana, Filaminana… Ary saika maniry an’io avokoa ny firenena maneran-tany fa tsy azo izany raha tsy manaiky an’i Jehovah ho Atra. T@ farany isika dia niresaka an’i Rehoboama izay tsy nanaiky ny torohevitry ny zokiolona fa ny tanora. Ary mampatahotra ankehitriny ny zava-misy maneran-tany fa saika tsy henoin-teny intsony ny ray aman-dreny. Fa tohizantsika ny fanazavana ilay Deoteronomia 17:14-20, hafatra ho an’ny rehetra izay hitantana io, izay midika hoe : « Rehefa napetraka eo @ fitantanana dia aza miala @ Atra sy ny Teniny ». Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!