У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Enga anie mba hahay hihaino ny Marina ny Tompon’andraikitra eto amintsika » 0302/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mamintina isika fa raha tena milaza ho zanak’Atra dia tsy maintsy manana ilay toetran’ny Ray dia ny Famindra-po izany. Ny Matio 18:32-35 dia manaza fa ny trosantsika @ Atra dia tsy voaefantsika (1 666 666 taona=talenta iray alina) kanefa nafoiny izany, fa ny trosantsika @ namantsika kosa dia 3 volana monja (100 andro) kanefa tsy namelantsika raha tsy nampidirana am-ponja izy ka nahatezitra ny Mpanjaka izany. Fa hanohy hijery tantara hafa indary isika dia ny II Mpanjaka 6:8-13, teto dia nihaino ny mpaminany tena izy ny mpitondra, fa moa ve tena manana « esprit de discernement » hamantatra ny Marina ny mpitondra ? « Enga anie mba hahay hihaino ny Marina ny Tompon’andraikitra eto amintsika ». Mahereza rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!