У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Raha tsy mamindra fo isika dia fahaverezana mandrakizay no valiny »Toriteny 0295/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Sarotra ny miteny hoe kristianina hoy isika raha tsy hanaraka sy hankatoa ny Tenin’Atra. Miditra lalina kokoa @ fanazavana ny Matio 18:23-35 isika izay misy an’ilay Mpanjaka namoy ilay trosa talenta iray alina (= 60 tapitrisa denaria) t@ mpanompony nefa ity farany tsy namindra fo t@ namany izay nananany 100 denaria monja fa nampidiriny am-ponja. Inona no dikany denaria ? Matio 20:1-2. Io toetra io anie no nahatonga antsika nanazava ny Matio 5:48=Lioka 6:36 e ! izany hoe : « Raha tsy mamindra fo isika dia fahaverezana mandrakizay no valiny ». Ary mbola hohazavintsika @ manaraka eto koa fa disoan’ny ankamaroan’ny fiangonana sy ny mpitory filazantsara ilay dikan’ny ilay Matio 18:18. Mampahery antsika rahalahy sy ranabavy hanaraka tsara ny fanazavana rehetra. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!