У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Rehefa Andriamanitra no manome Grace dia tena Fiadanana » Toriteny 0307/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Miarahaba antsika rehetra tratry izao taona 2026 izao, enga anie ka ho lasan’iny taona 2025 iny ny ratsy rehetra fa mba ho taom-pahasoavana ity taona 2026 ity. Tamin’ny farany isika dia niresaka fa tena fomba ao anatin’ny Soratra Masina mihitsy ny fanomezana « Famontsoran-keloka ». Fa rehefa tena dinihina dia Jesosy mihitsy no nampianatra sy nanome ohatra satria tsy maintsy manana « Famindram-po » vao mahavita an’izany (Matio 5:48=Lioka 6:36, Jaona 15:13-14, Jaona 13:34-35, I Jaona 3:16). Fa ny Toky kosa omen’Atra antsika Teny Fikasana ho an’ity taona 2026 ity dia ny Eksodosy 6:1 : « Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy : Ankehitriny ho hitanao izay hataoko amin’i Farao ; fa ny tanako mahery no handefasany azy, ary ny tanako mahery no handroahany azy amin’ny taniny ». Ary io no tena Grace na famontsoran-keloka antenaintsika. « Rehefa Andriamanitra no manome Grace dia tena Fiadanana ». Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!