У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Ary Atra rehefa manome vahaolana dia ho an’ny olon-drehetra tsy an-kanavaka » 318/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Ny Fampaherezana tahaka izao dia tsy natao ho an’ny olona mivavaka Sabata na Alahady fotsiny fa ho an’ny olon-drehetra eny fa ho an’ny firenena mihitsy aza. Satria tsy Atra Atra raha tsy misy ifandraisany @ fianantsika andavanandro ny toromarika omeny, ary ny Tenin’Atra maharitra mandrakizay (Marina t@ izany, Marina ankehitriny ary Marina ho @ ho avy). Hitantsika t@ farany araka II Mpanjaka 6 :24-33 fa matoa tratry ny fahirano ny zanak’israely dia nisy fanadinoina an’i Jehovah tao araka ny Levitikosy 26:14-17, Deoteronomia 28:15, 25, 48-53. Ny II Mpanjaka 7:1-2 anefa misy vahaolana omen’Atra izay nampitondrainy an’i Elisa, ary matoa nisy izany dia azo antoka fa nisy fitarainana nataon’ny vahoaka tao. « Ary Atra rehefa manome vahaolana dia ho an’ny olon-drehetra tsy an-kanavaka ». Fa ny tokony hataon’ny olona dia izay voasoratra ao @ Jeremia 29:7. Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!