У нас вы можете посмотреть бесплатно « Hevitr’Atra no mila henoina raha te ho afaka fa tsy fanapahan-kevitr’olombelona » 0310/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Raha vao Satana no mitondra vahaolana dia korontana fa rehefa Atra dia Filaminana sy Fiadanana. Mitohy manazava ilay Teny Fikasana Eksodosy 6:1 hatrany isika izay mizara roa : dia Teny toky ho an’i Mosesy sy ny zanak’israely fa fitsarana ho an’i Farao sy ny Egyptianina kosa. Ary arahantsika tsara ny fiandohan’ny tantara fa tsy Mosesy no nitaraina t@ Jehovah fa ireto zanak’israely ireto dia namaly Jehovah dia nanendry sy naniraka an’i Mosesy (Eksodosy 2:23-25, Eksodosy 3:7-10, Eksodosy 3:15-17) ary nieritreritra Farao fa tsy manam-pahefana aminy Jehovah (Eksodosy 5:2-9). « Hevitr’Atra no mila henoina raha te ho afaka fa tsy fanapahan-kevitr’olombelona ». Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!