У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Toran-kovitra ny Fahavalo satria Jehovah no miady »Toriteny 0304/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Tsy ilaozan’olana ny fiainantsika eto @ izao tontolo izao ary havelan’Atra hiseho izany mba hinoantsika Azy sy hibanjinantsika ny Fiainana Mandrakizay. Kanefa matetika ny milaza azy ho kristianina mihitsy no tsy manaiky ny Sitrapon’Atra. Tohizantsika ny fanazavana ny II Mpanjaka 6:8-20 izay nahafantaran’i Elisa ny tetik’ady nomanin’ny Syrianina ka nahatonga ny mpanjakan’ny Syrianina hampisambotra an’i Elisa. Tsy natahotra anefa Elisa fa sahy niteny hoe : « ny momba antsika dia be noho ny momba azy ». Ary farany aza dia ireo miaramila Syrianina saika hanao fairano an’i Samaria indray no lasa fairano teo afovoan’ny Samaria. « Toran-kovitra ny Fahavalo satria Jehovah no miady ». Araho tsara h@ farany anie ny Fampaherezana fa hampahery antsika e ! Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!