У нас вы можете посмотреть бесплатно Mandresy ny fahavalony izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 48 : 1 - 14) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MIANTSO ANAO NY TOMPO 1. "Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. 2. Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." 3. Izay rehetra omen'ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy. 4. Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony. 5. Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany 6. Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. 7. Satria raha manaiky an'i Jesoa ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao. Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena. 8. Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanany Lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. 9. Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa i Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin' ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy. 10. Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona ianao sy ny taranakao 11. Sa hamavoinao ny haren'ny fahamoram-panahiny sy ny fandeferany ary ny fahari-pony, satria tsy fantatrao fa ny fahamoram-panahin'Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka ? 12. Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra. 13. Hiainga aho, dia hody any amin'ny raiko ka hanao aminy hoe : Raiko ô, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho....Dia niainga izy ka nankany amin-drainy. "Fa raha mbola lavitra izy, dia tazan-drainy, ary onena azy izy ka nihazakazaka, dia namihina ny vozony sady nanoroka azy...fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Matio 11 : 28 (2) Lioka 5 : 32 (3) Jaona 6 : 37 (4) Jaona 8 : 11 (5) Jaona 1 : 12 (6) Apokalypsy 3 : 20 (7) Romana 10 : 9 – 10 (8) Jaona 3 : 16 (9) Galatiana 2 : 20 (10) Deotoronomaia 30 : 19 (11) Romana 2 : 4 (12) II Petera 3 : 9 (13) Lioka 15 : 18 - 24 Vatomandry 07 Novembre 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO : / tsaranytompoisanandro B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5. TWITTER : / docrivolala 6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina 8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT