У нас вы можете посмотреть бесплатно Minute Fihariana - Mpiompy trondro [Faritra Vakinankaratra] или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Maro karazana ny trondro misy ao amin'Atoa RASOLOMANANA Moïse: trondro gasy, baraoa, karpa, sns... Raha manodidina ny 300Kg isan-taona no trondro novokariny talohan'ny nahazoany ny fampindramam-bola dia efa mahatratra ka hatramin'ny iray taonina (1t) isan-taona izany amin'izao. Nitondra voka-tsoa maro sy azo tsapahin-tanana tamin'ny tetikasan'ity mpisitraka iray ity ny fahazoana ny famatsiam-bola Fihariana. Ny lelavola azony dia nahafahany nividy zana-trondro sy fitaovana maro samihafa.Ary tsy fampindramam-bola irery ihany no natolotrin'ny Programa Fihariana fa nisy ihany koa ny fampiofanana sy fizarana torohevitra maro samihafa. #Fihariana #LaMinuteFihariana #BénéficiaireFihariana