У нас вы можете посмотреть бесплатно Vavaka ho an'ny taona vaovao или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Rehefa hanomboka taona vaovao tahak’izao isika matetika dia mametraka vina, mametraka tanjona. Indraindray avy naka aina kely, naka bahana, nandinika ny tsy nety, ny tsy vita tamin’iny taona lasa iny, ka mieritreritra ny hanarina, hanangana, hanefa ny tsy vita sy ny lesoka tamin’izany. Taona vaovao tokoa ka midika fiatombohana vaovao, hery vaovao, ary mety hoe fiainana vaovao mihintsy aza ho an’ny sasany. Noho izany indrindra no tokony hanomboantsika azy ity amin’ny vavaka, ka ny faniriana rehetra,ny fikasana, ny tanjona, ny ezaka tiana hatao dia ankinina amin'Azy ao ambony. Koa aza adino ary ny mamonjy lamesa amin’ny voalohan’ny volana janoary. Ho an’ireo izay tsy afaka mamonjy izany noho ny antony maro samihafa dia hifampitondra am-bavaka hatrany isika. Natao ihany koa izao vavaka izao hanampy anao hametraka ity taona ity eo ambany fitantanan’Andriamanitra, ka ho heniky ny fiadanany, ny fahasoavany sy famindram-pony ho anao sy ny manodidina anao. Mirary taona zina ho anao!!! Text source : https://www.catholic.org/prayers/pray... Music track: Meditation by Aylex Source: https://freetouse.com/music Background Music for Video (Free)