У нас вы можете посмотреть бесплатно Manome fotoana hibebahano ny Tompo ka aza mangataka andro havako ô (Genesisy 6.1-10) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MILA MIBEBAKA HIANAO 1. Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka. 2. Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin'ny fanatrehan'ny Tompo, 3. Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesoa Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina 4. "Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra." 5. Koa mibebaha amin'izao haratsianao izao, ka mangataha amin'ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin'ny fonao. 6. Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin'ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao. 7. Fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. 8. Ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra 9. "Efa nomen'Andriamanitra ny jentilisa koa ny fibebahana hahazoany fiainana." Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly : (1) Lioka 5 : 32 (2) Asa 3 : 19 (3) Asa 2 : 38 (4) Matio 3 : 2 (5) Asa 8 : 22 (6) Apokalypsy 2 : 5 (7) Lioka 13 : 3 (8) Lioka 24 : 47 (9) Asa 11 : 18 ************************ MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr 5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehianaodr CONTACT : 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 4. TWITTER : / docrivolala 5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 6. FACEBOOK : / docteurrivolala 7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)