У нас вы можете посмотреть бесплатно TETIK'ASA "ECOSAN - FAÇONNAGE DU MARCHÉ DE L'ASSAINISSEMENT DANS LE SUD DE MADAGASCAR. или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY TETIK'ASA "ECOSAN - FAÇONNAGE DU MARCHÉ DE L'ASSAINISSEMENT DANS LE SUD DE MADAGASCAR" Ny tetikasa "ECOSAN - FAÇONNAGE DU MARCHÉ DE L'ASSAINISSEMENT DANS LE SUD DE MADAGASCAR" na "Ecosan - Fanovana endrika ny tsenan'ny fanadiovana aty atsimon'ny Madagasikara" dia tetikasa tanterahin'ny tetikasa DIOLOTO izay tetikasa eo anivon'ny orinasa Tatirano; orinasa sosialy miara-miasa amin'ny Kaominina Ambonivohitr'i Tolagnaro, ny Fitaleavam-paritry ny rano, ny fanadiovana sy ny fahadiovana ary tohanan'ny UNICEF Madagascar mba hijerena vahaolana maharitra amin'ny fanadiovana mifanaraka amin'ny zava-misy eto an-toerana. Tanjon'ny tetikasa : ✔️ ny tsy hisian'ny fangerena ankalamanjana intsony hatramin'ny taona 2030 manerana an'i Fort-Dauphin, ✔️ ny famongorana ny valan'aretina, ✔️ ary ny hananan'ny isan-tokantrano toeram-pivoahana manaraka ny fenitra. Nosafidiana manokana hanombohana ny tetik'asa ny Fokontany Ambinanibe ary tokantrano miisa 700 no kendrena amin'izany ao anatin'ny 18 volana.