У нас вы можете посмотреть бесплатно Tsiambaratelon'ny Fahombiazana PART 2 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
« Fandrindrana aran-tsaina ny Aparahatoka » na « Programmation Mentale de notre subconcient» « On est ce que l'on pense, On est ce que l'on croit être » « Izay ao an-tsaitsika dia isika, ary izay eritreretitsika dia isika » Misy teny izay manao hoe : « Rehefa tena tianao atao io dia vitanao » Mety ho marina izany kanefa fataro fa ny finiavana sy fahavonona dia tsy ampy hahantateraka : Iza ary aminao no matanjaka kokoa ny finiavana, fahavononana, sany ny eritreritra na vinavina, (imagination) ozy tsika amin'ny teny vahiny? (Est ce que la volonté est plus puissante que l'imagination ?) Matetika rehefa mifandona ireo dia ny vinanavina na ilay eritreritra foana no mandresy. Manana fahavonoana isika hanao zavatra iray, ao anatitsika ilay finiavana kanefa raha vao tonga ao an'eritreritra fotsiny ilay teny hoe (sao dia...) dia matetika tsy vitatsika ilay zavatra nokaisaina.... Atolotry ny: NGO ADM Appui pour le Développement de Madagascar www.ong-admonline.net