У нас вы можете посмотреть бесплатно TOMPO O HITAKO MASO/Vetson'ny Fanahy Masina Analamahitsy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
👉🎁MIVERENA IANAO/Auteur / Compositeur : Chorale ANTSAN'NY FENOMANANA Tompo ô, hitako maso 'Lay famonjena avy aminao Nomaninao ho an'ny vahoaka ) Eran'izao tontolo izao. ) (indroa) [Lk. 2, 29-32] 1 Azonao alefa amim-piadanana amin'izay ) Ny mpanomponao araka ny teninao. ) (indroa) 2 'Lay hazavana natao hanilo ny firenena, ) Voninahitray vahoaka voafidinao. ) (indroa) 3 Dia ilay Mesia Zanakao ka nirahinao ) Mba hitondra anay hiditra ao an-danitra ao. ) (indroa)