У нас вы можете посмотреть бесплатно 11 FANJAKAN'ANDRIAMANITRA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
FILAZANTSARAN'NY FANJAKANA Hianatra manokany ny filazantsara ny fanjakan'Andriamanitra isika. Rehefa tonga Jesosy Kristy dia hiditra ao amin'ny fanjakany ireo izay nanaiky ny filazantsara. Zava-dehibe ho antsika ny mahalala tsara izany fa indrindra ny manaraka tsara ireo tsy maintsy atao rehetra; raha te handova ny lanitra. Inona avy no atao raha te hovonjena? I Korintiana 15 : 1 - 4 Mandray sy miorina ary mitana tsara ny filazantsara dia : Jesosy Kristy maty, isika maty amin'ny ota amin'ny fibebahana, ka tsy miverina amin'izany intsony; Jesosy Kristy nalevina, isika mandevina ny otantsika amin'ny batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy anaty rano be; Jesosy nitsangana tamin'ny maty, isika mandray ny Fanahy Masina ilay Fanahy nanangana Azy tamin'ny fahafatesana. Ny filazantsara no lala-tokana hidirantsika ny fanjakan'Andriamanitra. Tian'i Jesosy Kristy ho membre ao koa ianao!