У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Tsy ilaina akory no miteny hoe kristianina fa Asehoy @ toetra » Toriteny 0293/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Niresaka isika t@ farany momba ny ohatra t@ i Mosesy sy Arona fa Mosesy no solom-bavan’Atra @ i Arona fa i Arona kosa solom-bavan’i Mosesy ka nahatonga antsika nanatsoaka lesona fa ny lehibe no tokony manome modely ho an’ny olona eo ambany fahefany. Ary ny olona tena zanak’Atra dia tokony hanahaka ny toetrany araka ny Matio 5:43-48 sy ny Lioka 6:32-36 ary izany toetra izany dia ilay fahatanterahana izay midika hoe Famindrapo araka ilay hoe Soratra Masina manazava Soratra Masina, izay mbola nohamafisin’i Paoly t@ epistily nosoratany (Efesiana 5:1, I Korintiana 11:1). Raha tsorina izany dia « Tsy ilaina akory no miteny hoe kristianina fa Asehoy @ toetra » satria ilay tena Tompon’ny Fahefana no hitsara any am-parany ka tsy @ maha-fiangonan-dehibe na fiangonana zandriny no hidirana any fa ny fankatoavana ny Teniny. Araho tsara indray anie ny fanazavana ity Matio 18:21-35 ity e ! Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!