У нас вы можете посмотреть бесплатно Havako ô, tsarovy fa ny Tompo no momba anao sy manomana ny hoavinao rehetra (Josoa 3.1-17) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara NY TOMPO MANAMBOATRA NY TSARA INDRINDRA HO ANAO 1). Andriamanitra efa NAMBOATRA izay TSARA lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo, raha tsy efa mby eo kosa isika. (Hebreo 11 : 40) 2). Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa NAMBOARIN'Andriamanitra ho an'izay tia Azy. (I Koritiana 2 : 9) 3). Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay NAMBOARIKO. (Eksodosy 23 : 20) 4). Na ny vao na ny ela : efa NOTEHIRIZIKO ho anao izany, ry malalako. (Tononkira 7 : 14) 5). Ka dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra NATAOKO taminy, hoy Jehovah (Ezekiela 14 : 23) 6). Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin'ny ATAONY ? (Joba 33 : 13) 7). Ny zavatra rehetra NATAON'i Jehovah dia samy misy antony avokoa. (Ohabolana 16 : 4) 8). Lehibe amin'ny fisainana sy mahery amin'ny ATAO Izy. (Jeremia 32 : 19) 9). Fa moa misy zavatra MAHAGAGA izay tsy hain'i Jehovah va ? (Genesisy 18 : 14) 10). Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy ZAVA-MAHAGAGA izay tsy haiko va ? (Jeremia 32 : 27) 11). Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy HEFAINY ? Na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny ? (Nomery 23 : 19) 12). Ho to ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra...Sady efa niteny izany Aho no hahatanteraka azy koa, sady nikasa Aho no HAHEFA azy. (Isaia 46 : 10 – 11) 13). Ianareo no nisaina hanisy ratsy ahy; fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho SOA. (Genesisy 50 : 20) 14). HAMONJY aina no nampandehanan'Andriamanitra ahy hialoha anareo aty. (Genesisy 45 : 5) **************************** MES 6 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1). MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 2). MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 3). MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 4). TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr 5). HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehianaodr 6). JÉSUS CHRIST T'AIME - TIA ANAO KRISTY DR / jesuschristtaimedr COORDONNES : 1). TÉLÉPHONE : +261. 34.09.759.39 2). WHATS APP : +261.34.50.159.82 3). E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 4). LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5). X : / docrivolala 6). INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7). FACEBOOK : / docteurrivolala 8). ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)