У нас вы можете посмотреть бесплатно Fonjan'i Neny Tarika Hasina cover ai или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
FONJAN 'I NENY (Tarika Hasina) Ry neny o io maraina io aho nandre fa maty ianao tsy ho tantiko tsy zakako vokatry ny ditrako izaho anie ,manala sazy ety am-ponja izao iza indray no andray ,ity nofo mangatsikanao Ry neny o,hay tsy tantinao ny henatr’olona Ry neny o ,reo manodidina manondro molotra Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie IReo mafy nentinao,tsy fonjako fa fonjanao Ry neny o, ndeha ho lany taminga ve ianao? Reo havana,reo namana,toa mialangalana Hatramizao,dia tsy natao hiara-tsambatra mandra-maty ianao ,nigoaka fijaliana Ry neny o, dia tsy ahita maso intsony anao anie aho Ry neny o, iza indray no hamangivangy ahy Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie Ireo mafy nentinao ,tsy fonjako fa fonjanao