У нас вы можете посмотреть бесплатно Levaly RAOUL или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Levaly (Mahaleo) Iaraha-mahita, Iaraha-mijery Tsy mety tafita fa mbola voatery Ny sainy sy ny fieritreretany Ka manao azafady aho raha mitalaho Fa izaho tsy hiady Satria tsy mitovy ny entana Fa samy nitady hasambarana! ho vokatr’ireo hasasarana Ka aiza indray no hilaharana Fa mazana be ity fiakarana ho anay tsy manana anarana Azafady mba aza hiangarana Rahoviana indray vao hifarana e! Ity tohatra lava fiakarana Ela efa voky, tsy mety hahatoky ireo mbola noana tsy hijanona foana amizao, na hivalaketraka tsy maintsy hitady izy fa mafy ady tsy maintsy hikaroka, ary hidaroka anao izay no hetraketraka fomban’ny olona ny mitsikera Fomba ny vorona ny mianjera Rehafa tsy mahay manidina Ka amboary tsara ny laha-tantara Aza variana mizara dolara Ianao, sao dia mitsingidina Tsy resy tsiakory izy ireny Fa mangina tsy miteniteny Ka hiaritra mandrakizay, hiaritra ny mahamay, Fa dondrona tsy mba mahay, Kamboty reny sy ray Ka anaovanao antsonjay Sy avela ho main’ny sakay fa hafa ny andri omaly Samy tsy mbola nijaly Mbola ampi dia ampy ny kaly Samy mba nifalifaly, Na tanora ny maintimalaly Nifanaraka tsy nifamaly Moa ve tsy izany le valy? miantsoantso tsy misy mpamaly! Raoul