У нас вы можете посмотреть бесплатно Adidiko ianao Barry's или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Adidiko ianao (Barry's) Zanako asan’ny tanako, moa ve tsy efa nilaza izany aho Nahoana ianao no miondrika,mandany ny herinao Amin’ny ranomaso sy ny ahiahy(x2) Aok’izay ka avia eto an-tratrako Izaho anie ka efa ela no niandry anao Tsy ho fandatsana ny antsoko avia re modia Adidiko ianao,izaho no miahy anao Avia zanako Zanako izay nolazaiko anie tsy misy tsy ho toa Ka faingana re Tsy tantiko ny mahita anao anaty fahoriana Sy be fanahiana amn’ny hoavinao Indray mipi-maso monja no nahafoizako Ny ditranao ihany no nandaozako anao Inty aho ka avia fa aza miahiahy Tsy adinoko ianao,izaho no nanao anao K‘avia zanako Fafako ny helokao,izay vitanao Satria zanako Hanariko ianao amin’ny rariny Satria zanako